Hafa ity hariva ity (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa eto ihany izaho sy ianao
Ka tsaratsara angamba hoy aho
Fa ireo longilonginao
Avalony any raha ny androany fa
Hafa ity hariva ity
Mitsikia, manatòna blhx ary avia
Raha ny alaohelondry
Fombafomban’ireo miara-dia
Hafa ity hariva ity
Tiana o,
Hafa ity hariva ity
mitsikia manatona ary avia
Hafa ity hariva ity
Izay inoako fa tononkira.serasera.org efa natao ho ahy sy ho anao
Efa csxkhxw eto ihany isika androany
Izay masoandro mody aza asiana tomany
fa ny olondroa dia mahasolo
ampy hanafana ny hariva tontolo lifdn ka
Amin’ity hariva ity
Mitsikia, manatòna ary avia
Raha ny alaohelondry
Fombafomban’ireo miara-dia
Amin’ity hariva ity
Tiana o,
Hafa ity hariva ity
mitsikia manatona ary avia
Hafa ity hariva ity
Izay inoako fa efa natao ho ahy sy ho anao
Ka tsaratsara angamba hoy aho
Fa ireo longilonginao
Avalony any raha ny androany fa
Hafa ity hariva ity
Mitsikia, manatòna blhx ary avia
Raha ny alaohelondry
Fombafomban’ireo miara-dia
Hafa ity hariva ity
Tiana o,
Hafa ity hariva ity
mitsikia manatona ary avia
Hafa ity hariva ity
Izay inoako fa tononkira.serasera.org efa natao ho ahy sy ho anao
Efa csxkhxw eto ihany isika androany
Izay masoandro mody aza asiana tomany
fa ny olondroa dia mahasolo
ampy hanafana ny hariva tontolo lifdn ka
Amin’ity hariva ity
Mitsikia, manatòna ary avia
Raha ny alaohelondry
Fombafomban’ireo miara-dia
Amin’ity hariva ity
Tiana o,
Hafa ity hariva ity
mitsikia manatona ary avia
Hafa ity hariva ity
Izay inoako fa efa natao ho ahy sy ho anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2261
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 17:19
