Nenahy (Jesosy ihany) (Angelo'RTV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angelo'RTV_Nenahy_(Jesosy ihany)Fifaliana ny androany,
Vita hatr'eo ny tomany.
Ny olana rehetra hivaha,
Mifalia f'aza manahy.
'Ndao hihetsika, 'ndao handihy,
Derao amin'ny fonao Izy.
Adinoy izao tontolo izao,
Dia hahatsapa Fiadanana ianao.
(Na mpanankarena na antonontonony, na tsy manam-bola.
Tonga dia aza misalasala intsony, avia manatona.) × 2
Fa nenahy eih, Jesosy nenahy eih
Fa nenahy eih, Jesosy nenahy eih
Fa ny anay eih, Jesosy ihany no derainay eih
Fa ny anay eih, Jesosy ihany no derainay eih
Avalony, akombony,
Ny lasa tsy hiverina intsony.
Dia banjino amin'izay,
Ilay mandrakizay.
'Ndao hihetsika, 'ndao handihy,
Derao amin'ny fonao Izy.
Adinoy izao tontolo izao,
Dia hahatsapa Fiadanana ianao.
(Na mpanankarena na antonontonony, na tsy manam-bola.
Tonga dia aza misalasala intsony, avia manatona.) × 2
Fa nenahy eih, Jesosy nenahy eih
Fa nenahy eih, Jesosy nenahy eih
Fa ny anay eih, Jesosy ihany no derainay eih
Fa ny anay eih, Jesosy ihany no derainay eih
Olo-jiaby mandihy (anh anh)
Olo-jiaby mandihy (anh anh)
Olo-jiaby mandihy (anh anh anh)
Olo-jiaby mandihy (anh anh anh)
Oehhhh,
oehhhh,
oehhhh,...
(Na mpanankarena na antonontonony, na tsy manam-bola.
Tonga dia aza misalasala intsony, avia manatona.) × 2
(Fa nenahy eih, Jesosy nenahy eih
Fa nenahy eih, Jesosy nenahy eih
Fa ny anay eih, Jesosy ihany no derainay eih
Fa ny anay eih, Jesosy ihany no derainay eih) × 3
Jesosy ihany, nenahy nenahy
Jesosy ihany, nenahy nenahy
Jesosy ihany, nenahy nenahy
Jesosy ihany, nenahy nenahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Angelo'RTVVangy : 70
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Angelo'RTV
Daty : 01/12/2024 17:15