TIAKO IANAO (Angelo'RTV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1:
(JESOSY oh mahery Ianao,
Ianao 'lay tsy miova hatrizay, hatrizao,
ary ho mandrakizay,
'Zaho hifikitra aminao.) X2

Ref:
(Tiako Ianaao
Tiako Ianaaaaao
Tiako Ianaao
JESOSY oh, Tiako Ianaao) X2

Couplet 2:
Tsy afaka rqrmg ato an-tsaiko ireo Teninao,
ka izany no antony hirako izao.
Asandratro amin'ny Avo ny Anaranao,
Fa Ianao no naha toy edfkpltd izao.
Tsy ataoko mahakivy ireo fitsapana,
Fa vao maika aza mampahery jirjombq ahy
Ao aminao no lalana hombana,
Inoako fa hatafavoaka ahy.

Ref:
(Tiako Ianaao
Tiako Ianaaaaao
Tiako Ianaao
JESOSY oh, Tiako Ianaao) X2

(Oh oh oh oh oh
Oh oh oh
Oh oh oh oh oh
Tiako Ianao) X2

Ref:
(Tiako Ianaao
Tiako Ianaaaaao
Tiako Ianaao
JESOSY tononkira.serasera.org oh, Tiako Ianaao) X2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Angelo'RTV
Vangy : 1739
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Angelo'RTV
Daty : 07/03/2022 14:27
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116