Very hevitra (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mijanona eto aho
Ireo voanjo tsy mamela mahazo
Raha dqkhtlr mijanona eto aho
Mampitombo isa ireo izay efa lavo
Ka very hevitra aho, Ray ô
Tolory tànana izahay.
Fa bgdyb marobe izahay no miondrana atý
Fa marobe izahay no very atý
Fa marobe izahay, Tompo ô Ray
No mizaka hirifiry
Ilay tanànanay
Any tononkira.serasera.org admge ambadika, any ankoatra izy 'zay
Ilay tanànanay
Mangamangan'ireo kapoka kibay
Tahionao ry Ray ô
Fa ianao ihany no fanananay.
Ireo voanjo tsy mamela mahazo
Raha dqkhtlr mijanona eto aho
Mampitombo isa ireo izay efa lavo
Ka very hevitra aho, Ray ô
Tolory tànana izahay.
Fa bgdyb marobe izahay no miondrana atý
Fa marobe izahay no very atý
Fa marobe izahay, Tompo ô Ray
No mizaka hirifiry
Ilay tanànanay
Any tononkira.serasera.org admge ambadika, any ankoatra izy 'zay
Ilay tanànanay
Mangamangan'ireo kapoka kibay
Tahionao ry Ray ô
Fa ianao ihany no fanananay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2174
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 20:14
