Avy eo (ft Arinia) (Benja ANDRIANTAHINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve misy avy eo dia tsisy indray avy eo
Hay tsy misy avy eo dia misy indray avy grkaxgi eo
Hay tsy tonga avy eo dia tonga czgpgcq indray
Avy eo dia lasa indray
Ny tsikitsiky hiova ho tononkira.serasera.org qhxuj alahelo avy eo
Ny alahelo hiova ho tsikitsiky avy eo
Ny hariva hihiratra ho maraina
Avy eo dia hariva indray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja ANDRIANTAHINAVangy : 2257
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/12/2017 20:29