Aoka moa (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao izay nanaiky ahy
Fa tianao aho miangaly mozika
Tato afara toa voarara
Antsotsa hay no hita
Manahy ianao sao lasa be mpitia aho
Ka feranao tsy hihira
Nihaonantsika dia mozika
ka aza ariana ilay nampifakatia
Raha ny fety no voafefy toa tsy mety ny aty
Ny zbxixsae hira no efa cledr niainako hatrizay
Meteza ianao hatoky ahy
Fiv :
Aza manana ahiahy akia
Nay mozika tsy anariako tononkira.serasera.org andry
Ny ahy lirhjorq adidy fialamboly koa
Raha izaho aloha
Tena tia tokoa
Aoka moa
Nihaonantsika dia mozika
Ka aza ariana ilay nampifankatia
Raha ny fety no voafefy
Toa tsy mety ny aty
Ny hira no efa niainako hatrizay
Meteza ianao hatoky ahy
Fa tianao aho miangaly mozika
Tato afara toa voarara
Antsotsa hay no hita
Manahy ianao sao lasa be mpitia aho
Ka feranao tsy hihira
Nihaonantsika dia mozika
ka aza ariana ilay nampifakatia
Raha ny fety no voafefy toa tsy mety ny aty
Ny zbxixsae hira no efa cledr niainako hatrizay
Meteza ianao hatoky ahy
Fiv :
Aza manana ahiahy akia
Nay mozika tsy anariako tononkira.serasera.org andry
Ny ahy lirhjorq adidy fialamboly koa
Raha izaho aloha
Tena tia tokoa
Aoka moa
Nihaonantsika dia mozika
Ka aza ariana ilay nampifankatia
Raha ny fety no voafefy
Toa tsy mety ny aty
Ny hira no efa niainako hatrizay
Meteza ianao hatoky ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 10827
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/09/2002 11:58
