Mamiko (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao ianao no hitako
Dia fantatro fa tiako
Hany ka tsy vitako
Ny hanohy ny diako tsy hijery anao
Tiako ianao ho velona ao am-poko ao
Tiako ianao ho velona ao am-poko ao

Vao ianao no hitako
Dia fantatro fa tiako
Hany ka tsy vitako
Ny hanohy ny diako tsy hijery anao
Tiako ianao ho velona ao am-poko ao
Tiako ianao ho velona ao am-poko ao

Ary izay iakhxiuo ykud fiselon’ny rivotra rehetra
Te hisetrasetra
Mbamin'ny hetraketraka mipetraka
Miady amiko
Haiko tsotr’izao fa tononkira.serasera.org tsy hamono anao
Ao am-poko aho
Satria ianao mamiko

Ary izay fiselon’ny rivotra rehetra
Te hisetrasetra
Mbamin'ny hetraketraka mipetraka
Miady amiko
Haiko tsotr’izao fa tsy hamono anao
Ao am-poko aho
Satria ianao mamiko

Izay inoako izao
Malalako ianao
Velona ato anatiko

Izay inoako qjirzpa izao
Malalako ianao
Velona ato anatiko

Mandram-pahafatiko
Ho mamiko (x4)


Aut/Comp: Haingo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 9446
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Amazone
Daty : 17/02/2007 11:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0194