Very hevitra (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mijanona eto aho
Ireo voanjo tsy mamela mahazo
Raha mijanona eto aho
Mampitombo isa ireo izay efa lavo
Ka very hevitra aho, Ray ô
Tolory tànana izahay.

Fa cnxhgvg marobe izahay no miondrana atý
Fa marobe izahay no very atý
Fa marobe izahay, Tompo vewa ô Ray
No mizaka hirifiry

Ilay tanànanay
Any ambadika, any ankoatra izy tononkira.serasera.org 'zay
Ilay tanànanay
Mangamangan'ireo kapoka kibay
Tahionao ry Ray ô gbveep
Fa ianao ihany no fanananay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 2135
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 20:14
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0186