Ialahy (Gaëlle Tsirininofy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ialahy ilay tsy foiko fa tiako mamiko indrindra
Ka na mamy na mangidy isika tsy hifanary mihintsy
Safosafo tambitamby orokoroka mamy iny
Tsy ahafoizako an'Ialahy iny
Tsy ahafoizako an'Ialahy iny

Miredareda ato anatiko ny afompitiavako hbcvds an'Ialahy ouccka
Toa tsy mety maty tsy zqkkv laintran' adiady
Ireo sangy kely vazivazy sy adalana
No mameno ny tontoloko  tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gaëlle Tsirininofy
Vangy : 2838
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/07/2019 09:30
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0101