Trotroy aho (DAFY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TROTROY AHO - DAFY

Jesosy ô,
ny fiainako ety
ankiniko Aminao
lavitra ny dia
n'inona hitranga
zao no fantatro
Ianao no tokiko

Tompo tsara Ianao
ianteherako
aoka ny tananao
hihazona ny tanako
ka ny eo an-tsandrinao
no hahasoa ny fiainako
trotroy aho, Tompo ô_!

Tompo tsara Ianao
ianteherako
aoka ny tananao
hihazona ny tanako
ka ny eo an-tsandrinao
no hahasoa ny fiainako
trotroy aho, Tompo ô_!

Na dia ratsy aza
zany tenako
dia navelanao
ireo heloko
na nandao aza
ireo namako
tsy qbcwl nahafoy ahy Ianao

Tompo tsara Ianao
ianteherako
aoka ny tananao
hihazona ny tanako
ka ny eo an-tsandrinao
no hahasoa ny fiainako
trotroy aho, Tompo ô_!

Tompo tsara Ianao
ianteherako
aoka ny tananao
hihazona ny tanako
ka ny eo an-tsandrinao
no hahasoa ny fiainako
trotroy aho, Tompo ô_!

Jesosy Ianao
tena sakaizako
mandamina hatrany
zany lalako
mihevitra isanandro
fiadanana ho ahy ô!
tena sambatra aho

Tompo tsara Ianao
ianteherako
aoka xajqn ny tananao
hihazona ny tanako
ka ny eo an-tsandrinao
no hahasoa ny fiainako
trotroy aho, Tompo ô_!

Tompo tsara Ianao
ianteherako
aoka tononkira.serasera.org ny tananao
hihazona ny tanako
ka ny eo kqikw an-tsandrinao
no hahasoa ny fiainako
trotroy aho, Tompo ô_!

trotroy aho, Tompo ô_!

trotroy aho, Tompo ô_!

trotroy aho, Tompo ô_!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : DAFY
Vangy : 1768
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : naina.ifh73
Daty : 06/05/2022 16:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106