Raha mbola Izy (DAFY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo ohxxo vavaka natao.
Ireo taraina sy talaho
Ireo antsonao andro amanalina
voarainy tononkira.serasera.org tsara
na reo fitsapana aza
reo sedra maro tsy voalaza
fantatry ny Tompo mhgqcz avokoa
ze mety ahasoa
REF: hitany ireo adinao
ny masony mijery anao
raha mbola IZY no Andriamanitra
aza matahotra
ireo toky nampanantenainy
jereo fa tsy maintsy hefainy
refa nilaza IZY ny hamonjy
aoka hatoky
tsarovy fa ilay mpahary ,
tsy manadino tsy manary
raha mbola velona koa IZY
aza mba kivy
REF: hitany ireo adinao
ny masony mijery anao
raha rbdzeyst mbola IZY no Andriamanitra
aza matahotra
tsarovy fa ilay mpahary ,
tsy manadino tsy manary
raha mbola velona koa IZY
aza mba kivy
raha mbola IZY no Andriamanitra
aza matahotra
Ireo taraina sy talaho
Ireo antsonao andro amanalina
voarainy tononkira.serasera.org tsara
na reo fitsapana aza
reo sedra maro tsy voalaza
fantatry ny Tompo mhgqcz avokoa
ze mety ahasoa
REF: hitany ireo adinao
ny masony mijery anao
raha mbola IZY no Andriamanitra
aza matahotra
ireo toky nampanantenainy
jereo fa tsy maintsy hefainy
refa nilaza IZY ny hamonjy
aoka hatoky
tsarovy fa ilay mpahary ,
tsy manadino tsy manary
raha mbola velona koa IZY
aza mba kivy
REF: hitany ireo adinao
ny masony mijery anao
raha rbdzeyst mbola IZY no Andriamanitra
aza matahotra
tsarovy fa ilay mpahary ,
tsy manadino tsy manary
raha mbola velona koa IZY
aza mba kivy
raha mbola IZY no Andriamanitra
aza matahotra
--------
Rohy:
