Solafaka (Benja ANDRIANTAHINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafingana, ts’isy nampiarina.
Solafaka teo amin’ny fiainana.
Nenjehina dia nesoina,
Avy eo naongana,
Tsy ho jfml zana-piangonana
Hum, hum….
Rehefa potraka
Lavo kepjta rzgh i Kala, nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy ho eo akaikinao Ry RAY.
Hum, hum….
Eny tsy ho mpandray.
Izay "tsy diso" hitora-bato ahy.
Mandatsa ny very ara-panahy.
Miteraka alahelo, hakiviana,
Nahatsiaro tena ho irery sy vasoka,
Nalaina baraka tsy mendrika ho havana.
Mandositra masoandro,
Menatra olona.
Koa ho aiza moa,
Oh, oh, ….
No tsy hamoy fo.
Lavo i Kala, nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy tononkira.serasera.org ho eo akaikinao Ry RAY.
Hum, hum….
Eny tsy ho mpandray.
Ireo tsy diso....
Solafaka teo amin’ny fiainana.
Nenjehina dia nesoina,
Avy eo naongana,
Tsy ho jfml zana-piangonana
Hum, hum….
Rehefa potraka
Lavo kepjta rzgh i Kala, nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy ho eo akaikinao Ry RAY.
Hum, hum….
Eny tsy ho mpandray.
Izay "tsy diso" hitora-bato ahy.
Mandatsa ny very ara-panahy.
Miteraka alahelo, hakiviana,
Nahatsiaro tena ho irery sy vasoka,
Nalaina baraka tsy mendrika ho havana.
Mandositra masoandro,
Menatra olona.
Koa ho aiza moa,
Oh, oh, ….
No tsy hamoy fo.
Lavo i Kala, nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy tononkira.serasera.org ho eo akaikinao Ry RAY.
Hum, hum….
Eny tsy ho mpandray.
Ireo tsy diso....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja ANDRIANTAHINAVangy : 22275
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Manoe
Daty : 02/06/2004 00:56
