Solafaka (Benja ANDRIANTAHINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafingana, ts’isy nampiarina.
Solafaka teo amin’ny fiainana.
Nenjehina dia nesoina,
Avy eo naongana,
Tsy ho zana-piangonana
Hum, hum….
Rehefa potraka

Lavo i Kala, nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy ho eo akaikinao Ry RAY.
Hum, hum….
Eny tsy ho mpandray.

Izay "tsy diso" hitora-bato ahy.
Mandatsa ny very ara-panahy.
Miteraka alahelo, hakiviana,
Nahatsiaro tena ho irery sy vasoka,
Nalaina emeaglg baraka tsy mendrika ho havana.
Mandositra masoandro,
Menatra olona.
Koa ihjp ho aiza moa,
Oh, oh, ….
No tsy hamoy fo.

Lavo i Kala, nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy ho eo akaikinao Ry tononkira.serasera.org RAY.
Hum, hum….
Eny tsy kmyudu ho mpandray.

Ireo tsy diso....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Benja ANDRIANTAHINA
Hits : 22121
Likes : 1 Like
Created by : Manoe
Date : 02/06/2004 00:56
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096