IRAY (CRESCENDO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nitambatra wywydz ho iray
Ireto fo anankiroa
Hirakitra ho mandrakizay
Hiara-hikatsaka kvhdd ny soa
Ny fitia no nanambatra
Hampiray ny lalana
Ka hanagam-pianan-tsambatra
Izay efa vita sori-dalana
Aoka xxepj tsy ho sangisangy
Na atao kilalao
Fa raha simba mampamangy
Tsisy solony azo atao
Fa maro be ireo mpakahala
Midradradra toa adala
Izao no ataovy tarigetra
Ny fahafatesana no fetra
CRESCENDO
tononkira.serasera.org
Ireto fo anankiroa
Hirakitra ho mandrakizay
Hiara-hikatsaka kvhdd ny soa
Ny fitia no nanambatra
Hampiray ny lalana
Ka hanagam-pianan-tsambatra
Izay efa vita sori-dalana
Aoka xxepj tsy ho sangisangy
Na atao kilalao
Fa raha simba mampamangy
Tsisy solony azo atao
Fa maro be ireo mpakahala
Midradradra toa adala
Izao no ataovy tarigetra
Ny fahafatesana no fetra
CRESCENDO
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CRESCENDOVangy : 3311
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fahamarinana
Daty : 24/03/2011 14:38
