Solafaka (Benja ANDRIANTAHINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafingana, ts’isy nampiarina.
Solafaka teo amin’ny fiainana.
Nenjehina dia veczjsul nesoina,
Avy eo naongana,
Tsy ho zana-piangonana
Hum, hum….
Rehefa potraka
Lavo i Kala, tononkira.serasera.org nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy ho eo akaikinao Ry RAY.
Hum, hum….
Eny tsy ho mpandray.
Izay "tsy diso" hitora-bato ahy.
Mandatsa ny very ara-panahy.
Miteraka alahelo, hakiviana,
Nahatsiaro tena ho irery sy vasoka,
Nalaina baraka tsy mendrika ho havana.
Mandositra masoandro,
Menatra olona.
Koa ho aiza moa,
Oh, oh, ….
No tsy hamoy fo.
Lavo i Kala, nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy ho kxmsals eo akaikinao Ry RAY.
Hum, hum….
Eny tsy ho mpandray.
Ireo tungl tsy diso....
Solafaka teo amin’ny fiainana.
Nenjehina dia veczjsul nesoina,
Avy eo naongana,
Tsy ho zana-piangonana
Hum, hum….
Rehefa potraka
Lavo i Kala, tononkira.serasera.org nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy ho eo akaikinao Ry RAY.
Hum, hum….
Eny tsy ho mpandray.
Izay "tsy diso" hitora-bato ahy.
Mandatsa ny very ara-panahy.
Miteraka alahelo, hakiviana,
Nahatsiaro tena ho irery sy vasoka,
Nalaina baraka tsy mendrika ho havana.
Mandositra masoandro,
Menatra olona.
Koa ho aiza moa,
Oh, oh, ….
No tsy hamoy fo.
Lavo i Kala, nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy ho kxmsals eo akaikinao Ry RAY.
Hum, hum….
Eny tsy ho mpandray.
Ireo tungl tsy diso....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja ANDRIANTAHINAVangy : 22109
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Manoe
Daty : 02/06/2004 00:56
