Hafa ity hariva ity (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa eto ihany izaho sy ianao
Ka tsaratsara angamba hoy aho
Fa ireo longilonginao
Avalony any usghybmk raha ny androany fa
Hafa ity hariva ity
Mitsikia, manatòna ary avia
Raha ny alaohelondry
Fombafomban’ireo miara-dia
Hafa ity hariva ity
Tiana o,
Hafa ity hariva ity
mitsikia manatona ary avia
Hafa ity hariva ity
Izay inoako fa efa natao ho ahy sy ho anao
Efa eto ihany isika androany
Izay masoandro tononkira.serasera.org mody aza asiana tomany
fa ny olondroa dia mahasolo
ampy hanafana tcxxbyyk ny hariva tontolo ka
Amin’ity hariva ity

virekak

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TsiakorakaVisites : 2378
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/08/2017 17:19