Tsy hira ny hira.
Vavaka (Marinna Lemary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny mahitsy làlanaIzay mandeha araka ny lalan’i Jehovah
Ka mitady azy amin’ny fo
Eny tsy manao kitoatoa
Jesosy be indrafo
Handray an-tanan-droa
Ry Rainay izay ao an-danitra ao
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao
Hatao anie ny Sitraponao
Fihiniko ao am-poko ao
Ny Teninao fa tiako Ianao
Miraikitra amin’ny vovoka ny fanahiko
Velona aho araka ny teninao
Ry Rainay izay ao an-danitra ao
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao
Hatao anie ny Sitraponao
Fihiniko ao am-poko ao
Ny Teninao fa tiako Ianao
Jesosy o, Mpanjaka
Misaotra anao
Ny rànao no nanasa ny heloka
Ry Rainay izay ao an-danitra ao
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao
Hatao anie ny Sitraponao
Fihiniko ao am-poko ao
Ny Teninao fa tiako Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Marinna LemaryVangy : 6622
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2019 23:45
