Vavaka (Marinna Lemary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny tononkira.serasera.org mahitsy làlana
Izay lrnv mandeha araka ny lalan’i Jehovah
Ka ydihq mitady azy amin’ny fo
Eny tsy manao kitoatoa
Jesosy be indrafo
Handray an-tanan-droa
Ry Rainay izay ao an-danitra ao
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao
Hatao anie ny Sitraponao
Fihiniko ao am-poko ao
Ny Teninao fa tiako Ianao
Miraikitra amin’ny vovoka wmllcqf ny fanahiko
Velona aho araka ny teninao
Ry Rainay izay ao an-danitra ao
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao
Hatao anie ny Sitraponao
Fihiniko ao am-poko ao
Ny Teninao fa tiako Ianao
Jesosy o, Mpanjaka
Misaotra anao
Ny rànao no nanasa ny heloka
Ry Rainay izay ao an-danitra ao
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao
Hatao anie ny Sitraponao
Fihiniko ao am-poko ao
Ny Teninao fa tiako Ianao
Izay lrnv mandeha araka ny lalan’i Jehovah
Ka ydihq mitady azy amin’ny fo
Eny tsy manao kitoatoa
Jesosy be indrafo
Handray an-tanan-droa
Ry Rainay izay ao an-danitra ao
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao
Hatao anie ny Sitraponao
Fihiniko ao am-poko ao
Ny Teninao fa tiako Ianao
Miraikitra amin’ny vovoka wmllcqf ny fanahiko
Velona aho araka ny teninao
Ry Rainay izay ao an-danitra ao
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao
Hatao anie ny Sitraponao
Fihiniko ao am-poko ao
Ny Teninao fa tiako Ianao
Jesosy o, Mpanjaka
Misaotra anao
Ny rànao no nanasa ny heloka
Ry Rainay izay ao an-danitra ao
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao
Hatao anie ny Sitraponao
Fihiniko ao am-poko ao
Ny Teninao fa tiako Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Marinna LemaryVangy : 6906
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2019 23:45
