You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

y-mar

2582

Nampiditra : rixman
Tamin'ny : 11/04/2019 08:17:45

Mombamomba :
isan'ny mpanankanto samy manana maha izy azy roa lahy ireto, ary tena ankafizin'ny tanora tokoa ny hirany ka dia niaraka nampiaram-peo izy roalahy. ka ny anarany tarika dia nalaina avy tamin'ny anaran'izy ireo ihany satria marion sy yzit no resaka eto ka dia natao hoe Y-MAR no nampitondraina an'ilay Tarika.marihina fa mivoy amin'ny gadona RNB izy ireo

Hametraka hevitra

Midira aloha