TSY HANGINA (y-mar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitanao fa mbola tia
Mankarary manimba saina
Zaranao ary ahy tsy mba niteny my Baby
Efa hainao ny fo, mitempo ho antsika roa
Ankehitriny ianao Miseho daholo rehetra natao
ianao le tena namadika ahy
aleoko ihany nanadala
Tsy kivy nanaraka iny fa mpanazava
Eny fa tiako loatra ianao
Fontsika zarainao roa

Ref:
Ny foko tsy mety hangina
Ka ny saiko tsy manandino
Indrisy tsika tsy afa niteny nitomany irery
my lady
Za tsy kivy farana teo zao ny tantara
tsy misy ny azo ambara

Miantso anao tsy namaly
Niandry anao hatramin'ny omaly
Miasa saina manonontany
je suis m’y crazy
Angamba ko tsy tsapanao
ty foko mba mitalaho
Raha nanatena foana fa ianao dia ho ahy
Eny fantantrao fa ianao you,
ianao you no faniriko
ouh girl
tsy simba aminao sy itraka raha hande andao
Dia andeha fa tsy manahy
fa ny antsika tsy anjara
Ka izao dia zory ny lalànao


Ref: foko tsy mety hangina.............

hifarana eto izao Ka isika hifandao
(alahelo anao toa tsy haiko fefena)
Fa izaho ko efa fay, fay kanefa mbola tia
(alahelo anao toa tsy haiko fefena)
tsy hainao ko ny aty fa zatra nangina
(hiara dalana indray andro any)
Raha oavy izay andro izay
ny amiko rehetra efa any an-kafa indray

ref:foko tsy mety hangina.............
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : y-mar
Vangy : 2784
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rixman
Daty : 11/04/2019 10:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0712