Hevitra momba an'i Ny Voninavoko

Hiverina amin'ny Ny Voninavoko Hampiditra hevitra
herhy ( 20/02/2009 11:15)
ny voninavoko ve tsy naorona hira vao² intsony?
istraky ( 04/06/2008 08:37)
i Lili no anaran'ilay vehivavy iny tena manga feo tokoa izy. Miara-mihira @ Rija Ramanantoanina izy amin'izao
tarzand ( 18/03/2008 09:22)
za mba te hafantatra ilay vehivavy mihira @ Voninavoko iny! mafinaritra ny fitsikiny.
istraky ( 14/03/2008 14:32)
milay 'reo fa andraso ampidiriko eto daholo ny vazony
fitia2006 ( 05/03/2008 18:40)
za kosa alou de tia anazy mintsy e tena maneho ny maha-malagasy
TefySesel ( 10/08/2006 09:13)
tena tsy ao ilay izy !
Grity ( 30/10/2001 11:10)
Tarika manao vakoka malagasy
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1909