Hevitra momba an'i Ny Voninavoko
Hiverina amin'ny Ny Voninavoko Hampiditra hevitra![](http://avatar.serasera.org/203767252f07ba0f311bc10ba2144cc1.jpg)
herhy (
20/02/2009 11:15)
ny voninavoko ve tsy naorona hira vao² intsony?
![](http://avatar.serasera.org/0e2dbd400e47f94f1fe4f7723eea4da2.jpg)
istraky (
04/06/2008 08:37)
i Lili no anaran'ilay vehivavy iny tena manga feo tokoa izy. Miara-mihira @ Rija Ramanantoanina izy amin'izao
![](http://avatar.serasera.org/98e97af48e1df5f7b5c5530aacdb804f.jpg)
tarzand (
18/03/2008 09:22)
za mba te hafantatra ilay vehivavy mihira @ Voninavoko iny! mafinaritra ny fitsikiny.
![](http://avatar.serasera.org/0e2dbd400e47f94f1fe4f7723eea4da2.jpg)
istraky (
14/03/2008 14:32)
milay 'reo fa andraso ampidiriko eto daholo ny vazony
![](http://avatar.serasera.org/0bf8bd4405ccdecdd5f961a4a179f1cf.jpg)
fitia2006 (
05/03/2008 18:40)
za kosa alou de tia anazy mintsy e tena maneho ny maha-malagasy
![](http://avatar.serasera.org/1a66ea1d30d7b24b4e4d9267c8f0818a.jpg)
TefySesel (
10/08/2006 09:13)
tena tsy ao ilay izy !
![](http://avatar.serasera.org/0af55715febeeb6f63d4297624cab50d.jpg)
Grity (
30/10/2001 11:10)
Tarika manao vakoka malagasy