Hevitra momba an'i Tselatra

Hiverina amin'ny Tselatra Hampiditra hevitra
revit ( 18/01/2006 11:50)
Revenay hatramin'ny fahazaza ka hatramin'izao
Reveo ny revin'ialahy lesy ry eric an
rijatovo ( 22/12/2005 15:17)
mahafinaritra tokoa...indrindra ho anay lavitra ny tanana mihaino tselatra...gaga mintsy ny vazah...tsy fantatry ry zalah hoe mahay rock ny gasy fa everiny fa "sauvage" ngamba
monstre ( 19/11/2005 14:16)
Eh! misy vazon-dry Leirony izay efa ela tsy henoko sao mba misy manana ny tonony:
"Mangina " Ny lohateninny. @ K7 piraty efa talohabve izay no misy azy, mba omeo...
vazivazah ( 11/11/2005 15:22)
Ohatran ny ta hikapa zany fona takaka refa mihira Dia reven laisany ny firany? Reto voretra
lea ( 31/10/2005 16:53)
lea:j'adore ce groupe surtout ny feo @ erick ary lay paroles!!
bozimanga ( 03/10/2005 12:04)
mba mitady ilay dikan - kiran ' ny tselatra ilay hoe mino aho fa eto ianao fa tsy haiko akory ny lohateniny dia misaotra miaoha fa tena tiako io hira io
rijatovo ( 22/09/2005 12:35)
Mba mangataka anareo namana zay manana ny tononkiran'ilay hira hoe sangodim-panina sa fitiavako ny lohateniny mba ampiditra azy...misaotra betsaka
Mihary91 ( 16/02/2005 16:40)
vao kely i eric dia efa niady t@ mpanety
iavo ( 09/12/2004 08:02)
Ny vazony kou tsy ratsy kah
Mbolakely ( 26/10/2004 07:53)
Ny hirany aloha dia milay be daholo e! indrindra ilay hiram-pivavahana. Ny mpitendry clavier an'i Tslatra iray dia Tovo no anarany mpitendry mahay be any amin'ny tanànanay.
hobyf4 ( 16/10/2004 07:59)
mahafinaritra izy.Sangodimpanina mrina ny fiainana
saridrika ( 07/10/2004 16:38)
Raha ny hirany alou dé tsara e! "ty ny fitiavako atolotro anao raiso re ny foko ka hanjakao! aza toerina fa izy ity ts kilalao!"zany ve dé ts tsara hoy ianao?
ntsoa ( 17/06/2004 17:37)
Raha i tselatra a!
ny hirany no tiako indrindra
mba jereo sy hirao fa milay e!
misaotra ho an' 'zay nanpiditra ny hirany
tato a!
kintana ( 02/12/2003 11:11)
nilaozanao ity tanàna!! 67 io! nefa hijanona ho mpankafia eny foana ny tenanay e!
( 17/06/2002 23:23)
mpihira hard any @ tananà
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2629