Hevitra momba an'i Tselatra

Hiverina amin'ny Tselatra Hampiditra hevitra
tainkitana ( 27/05/2020 16:32)
Anisan'ny Legende eto M/kara Eric Tselatra...mlay e
Vazimbatia ( 14/12/2007 21:31)
Milay zany e! Ny akama koa mpakafy an'i Eic. Mbola ho avy hiverina indray e!
rigo ( 21/04/2007 16:05)
Mankalaza e!
Ralova ( 12/04/2007 04:44)
mankafiza foana eee,tsy miala @ io ntsika indrisy zahay aty an-tany lavitra tsy hahita revy ntsony,HANANTENA an'izy e,
panadala ( 05/04/2007 07:06)
tena faly mintsy ny tena rah nahalala fa ay izany no tne anaran'iny mpihira tena manan-danja iny. fa ny fanontaniako d naona no eric doly no anaran'ireny mpihira rock ireny. ny sosokevitro kely d mba tapao lé volo fa manimba maso b fa ankotra izay d mlay b izy
laeg ( 17/03/2007 14:02)
Mpakafy tselatra hatr@ izao Milay be Eric ny revinao misaotra an'i ANDRIAMANITRA AVO INDRINDRA
monstre ( 05/10/2006 19:33)
Izay mba manana ilay hira hoe MANGINA io de mba apetraho ao @ RadioVazoGasy eh
Misaotra
kazna ( 23/09/2006 16:43)
milay io ka adala zay ts tia
ainalopez ( 23/09/2006 15:22)
tsisy ohatran'i tselatra oa!na tononkira izany na ny feo ny tarika na ny feo-kira ndry zalahy e!
kazna ( 08/09/2006 16:27)
Akamako mihintsy izany kle!
anjar ( 30/08/2006 19:43)
Zah lou de isan'ny olona mankafy mozika rock sy metal,hitako oe tena tsara le Tsalatra e,tohizo fa tsara e,
berado ( 28/08/2006 11:58)
Manja fona le revy raha vao tselatra no resahana eh!
Le feo aloha tena raitra eh!Sur eh!
Mankasitraka hatrany,Mandrakizay
njaraandry ( 16/08/2006 00:28)
Mpakafy tselatra hatramin'zay fa vao maika lesy milay ry Eric an. Tsara ny Tompo e am zvt retra e.
miaritra ( 07/08/2006 09:16)
amin'ny 27 aout izao indray Tselatra an tsahamanitra , tongava daholo ry ankama
mijy ( 08/07/2006 11:24)
tena reveko ny hiran'ialahisany ry lereto a Tsara ra Eric fa tohizo a
marcocofa ( 24/06/2006 18:52)
Za de tena mpkafy hard sy metal fa ny groupe tselatr tena milay e!tsy misy ohatran'ireo ra mbola mpihira hard, tohizo foana ny revin'ialahy isany ra zalahy a!kozy
lem ( 06/06/2006 11:55)
tselatra no niandohana,tselatra no hiafarana, metaly mandrakizay
rollk ( 15/05/2006 18:52)
milay less Erick fa tohizo rahovian no hiseho eto paris nareo
vonindraozy ( 02/05/2006 15:42)
Tena milay ny reviny sady mahay miangaly tsara lay mozika ry zareo, mankasitraka fa tena mahafa-po tokoa
dinakely ( 08/02/2006 12:20)
Revenay foana ny revin'ialahy ry ERIC à!zay rehefa tinay tà voalohany de mandrakizay zay !OK an!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2481