Tarika TARY
Sary rehetra...
Nampiditra Ranoararaka2025 23/03/2025 23:13
Hiran'i Tarika TARY 2 Jereo eto
Vangy : 291
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
Tao Ankazolava Mahazoarivo Antananarivo no nipoitra ny tarika ny taona 2000.Ny taona 2015 kosa vao manomboka niangaly ny mozika "Ranoararaka" sady nitondra ny anarana hoe "Tarika TARY".Ny "Ranoararaka" moa dia mozika tendrena tanana amin'ny alalan'ny zava-maneno tsotra, sekaseka, ahenona angolam -peo sy naoty miverimberina ary vazo miteny mitondra hafatra miabo ho an'ny mpiara-belona.
Hevitra momba an'i Tarika TARY
Mbola tsisy nametraka hevitra
