Tantely
657
Nampiditra :
Tamin'ny : 19/01/2005 10:17:56
Mombamomba :
Hevitra mandeha
ainamitia (21/12/2006 13:49:50)
olona malefaka, tia mifandray aman'olona na dia somary saro-kenatra aza ety ivelany, calme be, izay no ahafantarako an'i tantely
Guevara (10/06/2006 16:35:15)
mba alefaso eo le sarin'ny tantely fa tianay ho hita