You are here: home > Tononkira > Tantely

Misy levona (Tantely)


Misy levona eto niany e! e! e!
Manala azy amin'ny mafana e! e! e!

Tsy mafana toaka, na hamafana akanjo
Fa hamafana sipa, fa tonga dia mba mi-dance e Tsiky dia ampy! O a !

Misy potika eto niany e! e! e!
Manala azy amin'ny mafana e! e! e!

Tsy variambariana, fa tonga dia mi-dance
Tsy mik├┤ty sipa, fa tonga dia mba mi-poince e!
O ha!


.....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tantely
Mpamaky : 770
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 11/06/2016 14:34:32
ID : 8611

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo