Tanora Kaleba herin'Andriamanitra

Add a photo Submitted by SafiraSarobidy
22/05/2024 16:22
Tanora Kaleba herin'Andriamanitra's song 1 Click here
Hits : 77
Likes : 0 Like
Fikambanan'ny tanora Kristiana amin'ny Fiangonana iray eto Madagasikara.Niforona ny 26 mai 2003 tao Ambohimiadana na antsoina ihany koa hoe Ambohimpamonjy.
Ny antom-pisiany dia hitory sy anambara ny filazan-tsara an'i Kristy.

Comments about Tanora Kaleba herin'Andriamanitra

No comment found

Tanora Kaleba herin'Andriamanitra's song (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101