RAOZY GASY

Submitted by Raozygasy2
11 hours ago
RAOZY GASY's song 2 Click here
Hits : 14
Likes : 0 Like

More info

Ny tena anarany dia RAZAFINDRAKOTO Soloniaina Franco fantatra amin'ny anarana hoe RAOZY GASY.Mpanao vakodrazana Malagasy izy.Telo mianadahy izy no zanakin'i Ray aman-dReniny ,izy dia lahimatoa...Ny tao 2015 no nanombohany nisahatra tamin'io sehatra io,tao amin'ny Tarika BAKOMANGA izy tamin'izany.Ny taona 2018 no nanangana ny tarika RAOZY GASY. Ary nanomboka teo dia nivelatra sy niha-fanta-daza izy.Tamin'ny hira hoe: "Manina anao,Ilay endrikao ry Neny,Hafa ihany i Bebe

Comments about RAOZY GASY

No comment found

RAOZY GASY's song (2)

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291