Comments about Rakoto

Back to Rakoto Submit a comment
dina4 ( 28/11/2016 09:25)
za rireto tena adala tamin drakoto mintsy hatramin izay an! mbola zaha hisy 7 na 8 taona aho no nahay neheno hira de Rakoto, Mireille ary Henri Ratsimbazafy no nandrotsirotsy ahy hatramin'ny certain age na de hatramin'izao aza éééé tena mankasitraka éééé
raluc ( 25/06/2006 08:53)
zany ry zalahy ka mpanakanto a, tena marina e. ny mempahalehelo fotsiny dia izy tsy dia heno intsony ... ankafizo le "volana" e, nampiarahako taminy ny tondro-peo.
lemenakely ( 19/06/2006 21:30)
INDRAY ANDRO hira malagasy nahazo numero 1 tao @ TOP 50 t@ taona 1986
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1892