Hevitra momba an'i Raboussa

Hiverina amin'ny Raboussa Hampiditra hevitra
baina ( 17/02/2005 21:20)
K'aiza izy zany Raboussa efa ela-ela tsy hita a!havoay amizay lay album faharoa. Ty ny e-mail ko raha ilan-dRaboussa fa iza mila miresaka amy aboussa maika belorakoto@yahoo.fr zay mahita an-ty mombamomba aoka mba ampadre any Raboussa satria za tsy eto an-tànana fa aty am-pita misaotra mialoha ho an'izay ampandre dia sixe daholy e!
bidou ( 21/01/2005 14:45)
baina ( 27/12/2004 16:51)
Miarahaba an'i Raboussa sy ny mpiondana rap rehetra,Raboussa de kofa mahay mifrist sady ny vazony rehetra dia milay avokoa.
miry89 ( 27/12/2004 13:54)
mlay b io kofa iray io, mahay mirap b izy sadi b inspiraka b; any anosiB izy no mipetraka ary mpianatra any Ankatso manao gestion no ataony; mlay b raha mba afaka mifandray @ mpankafy an'azy; okay!!
baina ( 26/12/2004 18:46)
Izao baina naman-draboussa,tolotra no nahafatarany ahy,izao efa aty ampitan-dranomasina fa tsy any tanàna itsony,milay raboussa fa tohizo o!
124 ( 12/12/2004 17:53)
Raboussa dia kofa iray mandalina ny tontolony rapy gasy, ary bandy Pandresy anbony ny Pandresy. Ny vazony anisany ankafiziko dia ilay Tsiambara 3. Ary izy dia kofa bola mibosy fa mikifa.
scarakool ( 09/12/2004 15:51)
tsy fantatro ny momba azy, fa ny aiko dia mahay izy, ra samy rapeur izy no mahay indrindra!!!!
cskyfa ( 05/06/2004 11:04)
Rakotondrabe Niry na Raboussa dia efa tao anatin'ny tontolon'ny RAP tamin'ny taona 97 ary ho mandrak'izay .Efa nahavoaka album izy RAP MANDRAK'ZAY .ary izy dia mianatra eny @ambaratonga ambony
HERINJAKANIAINA Onja Mamitiana ( 12/10/2002 01:41)
Raboussa mipetraka eto dago izay mbola mianatra sady mivazo.
Izy io zany de manao ny Rap izay efa nalaza teto Dago.
de manasa antsika hitsidika fa ny hira dia efa misy ihany.
De misaotra ho an'izay nitsidika voalohany.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1813