Hevitra momba an'i Raboussa

Hiverina amin'ny Raboussa Hampiditra hevitra
ikalamako ( 16/05/2015 15:19)
@tyari : raha mijery ny pejin'ny mpankafy azy ao amin'ny facebook ianao dia afaka mifandray aminy mivantana ( https://www.facebook.com/Raboussa.tarika?fref=ts ) na koa ny pejiny manokana ( https://www.facebook.com/niry.raboussa?fref=ts )
(tsy maintsy atao dika-petaka ny rohy fa tsy mivoaka avy hatrany izy eto an)
tyari ( 05/05/2015 08:15)
f mb met mahazo ny hifandraisan am Raboussa v?
tyari ( 05/05/2015 08:11)
tair nam mb omeo adresy hifandraisan am Raboussa ah,
keir ( 03/04/2009 15:48)
six oanzé mrevy boussa e! rap mandrakizay!!!!!!!!
tianjhi ( 06/03/2008 15:15)
big up dool @ zay kôfa mrevy raboussa,mlay e!!!
mcboy ( 11/09/2007 16:43)
soh deh mboh miS manana parol anleh teh ho any amnao? mba omeo kel we azfad,merci davS
dell ( 17/07/2007 18:25)
Keep it tight Nigga!!!
mcboy ( 11/07/2007 16:52)
mlay lé vazo !!! toizo fa mankafih ny aty!!!
SYD ( 01/07/2007 19:07)
raboussa iany ny numero1 é!
keir ( 14/03/2007 12:00)
mlay raboussa e! rap mandrakizay!!!!!!:-)
keir ( 09/03/2007 08:47)
raboussa mlai b doli ny irany e! d ny manodina matetika manakiana ts kw zany fa ny zavatra enjeany vomaika azona fiany mb andiniany! sa ts zany an! six e!big up be!mb meo adresse draboussa zafad(rsmn2008@yahoo.fr)
vazivazah ( 02/12/2006 20:16)
mdr vazivazin i vazivazah iny e! Izy koa mankafy
vazivazah ( 02/12/2006 20:13)
mdr vazivazin i vazivazah iny e! Izy koa mankafy
vazivazah ( 02/12/2006 20:12)
saika nilay fa ts'isy ilaivana azy
shinobi ( 14/11/2006 10:03)
Zay anaovan'azy marna Boussa! mlay iny vazo iny fa nanampy be an'ouza.zady 1 no lasa de folo ko no manantonana eh.>> "Tongava baina fa efa raikatra ny ato @ tananà".thks lesy eh!!
perlerar ( 01/09/2006 11:07)
natao mariazy ovina kay raboussa ry reto a, vô aingana e,tamininy aout iny ve? de iza wa ny vadiny e, za mantsy pankafy mba te afantatra ny tantarany fotsiny e.
sah ( 19/08/2006 10:41)
mlay r'hangah io bandy io a!koz'e!!!!!zay iany fa big up be e!!!!sariaka
sah ( 12/08/2006 12:41)
yo;boussa d bandy mafnartra ny mfandray az s ny mresaka amny;eny anosiba ny vovony de ra tom ny manampy az miira hatramzao;tena ray io an!!tadidio fa ny rap tsy ditra zay fa mametraka big up ho az ra sendra itany io;za iany lesy boussa a!big up daholo
navalh ( 21/02/2006 04:43)
za ra- navalh de tena miondana RABOUSSA tanteraka ka mangataka @ nareo akama mbo andefaso tononkira za ao @ rranvl@yahoo.fr e! de misaotra mialo
Papao ( 02/02/2006 06:32)
Asivo choix eo amin'ny page d'accueil eo ny genre na hira
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1823