Hevitra momba an'i Pasteur Jacky Hosim-piderana

Hiverina amin'ny Pasteur Jacky Hosim-piderana Hampiditra hevitra
ChristianMahefa ( 20/04/2024 11:33)
Mpitandrina ao amin'ny FJKM izy, mitondra sy mitarika ny groupe évangelique mitondra ny anarana hoe "HOSI-PIDERANA - Pasteur Jacky".
Maro ny hira efa nivoaka ary ny tena nalaza dia ilay hoe "Na miolakolaka".
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1839