Pasteur Jacky Hosim-piderana

Nampiditra ChristianMahefa
20/04/2024 11:20
Hiran'i Pasteur Jacky Hosim-piderana 1 Jereo eto
Vangy : 111
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i Pasteur Jacky Hosim-piderana

ChristianMahefa (20/04/2024 11:33)
Mpitandrina ao amin'ny FJKM izy, mitondra sy mitarika ny groupe évangelique mitondra ny anarana hoe "HOSI-PIDERANA - Pasteur Jacky".
Maro ny hira efa nivoaka ary ny tena nalaza dia ilay hoe "Na miolakolaka".

Hiran'i Pasteur Jacky Hosim-piderana (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113