Hevitra momba an'i Njakatiana

Hiverina amin'ny Njakatiana Hampiditra hevitra
Patt ( 11/06/2006 16:06)
izaho aloha dia tena mpnkafy an'i njakatiana noho ny hirany tonga di tafiditra ao am-po ary efa nifanoratra mihitsy izahay fony aho mbola classe de 3eme noho ny fitiavako ny hirany .
rigo ( 03/05/2006 19:13)
Njakatiana,tsy dia genre ko ny hirany nefa manaiky kosa aho hoe ao aminy ilay fahaiza-manao sy fitiavana ny hanolotra ny tsara hatrany.
navalh ( 23/04/2006 01:48)
izaho dia tsy dia mankafy azy fa mihaino indraindray fotsiny ...tsara ihany aloe!5/10 raha prof za
zoubelou ( 06/01/2006 18:08)
Njakatiana irery no artista gasy efa nahafeno Antonjombe, palais des Sports, Antsahamanitra...(eny e, d Mahaleo kou...)
erictheboy13 ( 05/01/2006 22:19)
Njakatina jle connait depuis mon enfance ,il était a marseille pour le reveillons de 2006 mes c'etait de la bombe,il nous a fais danser comme des malade..bon aller Kiss Njaka.Veloma madagascar lol
faras ( 05/12/2005 20:37)
J'ai découvert ce garçon plein de talent et si généreux entouré de ses choristes et danseuses sans oublier ses musiciens très pros lors de concert à Cholet il n’y pas si longtemps, c'était un moment vraiment inoubliable que j'ai passé avec eux, leurs talents ne sont plus à démontrer, je conseil à tous ceux qui n'ont pas eu la chance de les rencontrer de les découvrir prochainement le 23 de ce mois ci à Paris une coiffeuse d’un soir.
vero ( 20/11/2005 15:04)
Mpakafy an'i Njakatiana ny tenako. Mahafianritra ny mijery ny fandrosoany ary mahaliana ahy ny mahita fa amin'ireo musicien dia misy mpiray tanàna.
zoubelou ( 23/09/2005 10:30)
artista tsy very laza, tsy latsa-danja. artista modely, artista tena artista
MAMINIRIANA ( 08/09/2005 13:10)
Njakatiana dia sarotra adinoina eo amin'ny tantaran'ny zavakanto gasy
zoubelou ( 10/12/2004 17:52)
Njaka dia azo lazaina fa artista tena manana ny maha-izy azy ary mitazona hatrany ny maha-Malagasy (Mifalia fa Malagasy e!). Hita koa fa tena manana "personnalité", hita taratra tokoa izany eny @ fampisehoana
Madagazucar ( 02/05/2004 18:59)
Manana tanlenta fatratra i Njakatiana,raha alahatro dia izy no voalohany.Na feo na tonon-kira,na eny ambony sehatra tena gaigilahy iny akama iny.Na fanahy koa hananany.
pota ( 11/02/2004 08:03)
i Njakatiana dia isan'ireo mpihira malagasy manana ny maha izy azy . Mpakafy ny hira raha teo aho , indrindra ireo hirany dia toa zava-misy sy hiainana avokoa fa tsy nofy .
( 20/01/2003 20:41)
Ny sakafo tiany indrindra : Henan-kisoa sy ravitoto.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.19