Nataly

Hampiditra sary Nampiditra diddih
26/08/2004 03:08
Hiran'i Nataly 1 Jereo eto
Vangy : 1490
Mpankafy : 0 Ankafizo
I Nataly dia mpihira ao @PAZZAPA N°1 no ahafantarantsika azy, izy dia tovovavy mahafinaritra, tsara bika, mahay mihaingo, tsara tarehy.
Tiako be raha i Nanie sy i Nataly no miaraka mihira satria samy mpanakanto mahay mihira sady tsara feo daholo.Samy mpihira tiako be daholo ireo.
Izaho ihany ilay hoe Dina nandefa ilay hira MPINAMANA iny.
Torohevitra ho an'i Nataly; mamoka album fa tena tafavoaka ianao raha efa misy moa dia vao maika tsara.

Hevitra momba an'i Nataly

diddih (26/08/2004 07:08)
I Nataly dia mpihira ao @PAZZAPA N°1 no ahafantarantsika azy, izy dia tovovavy mahafinaritra, tsara bika, mahay mihaingo, tsara tarehy.
Tiako be raha i Nanie sy i Nataly no miaraka mihira satria samy mpanakanto mahay mihira sady tsara feo daholo.Samy mpihira tiako be daholo ireo.
Izaho ihany ilay hoe Dina nandefa ilay hira MPINAMANA iny.
Torohevitra ho an'i Nataly; mamoka album fa tena tafavoaka ianao raha efa misy moa dia vao maika tsara.

Hiran'i Nataly (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011