MPINAMANA (Nataly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MPINAMANA

1)Mpinamna izao izaho sy ianao ka iray saina
Hiara – hikalo sy hilalao fa iray aina
Halahelo sy tomany ho lalaina
Hisedra ny ratsy sy tononkira.serasera.org ny tsara tsy hitaraina

Ireo tsy tia sy mpakahala ho lasa adala fa
Isika roa hiriaria hiara-dia fa

Izaho dia namanao, tsy hamadika anao
Tsy hanafina ywqtqh aminao
Hizara fifaliana ka, hanampy anao aho
Handray ny tananao
Na amin’ny soa zltxha na amin’ny mafy dia eo akaikinao

2)Na ho lasa lavitra tsy hanadino anao
Fa ny fanahy ny fo ny saiko miahy anao
Izay misakana handrava sy handrodana
Ny maso miratra crzpxwc mahamay

Ireo tsy tia sy mpakahala ho lasa adala fa
Isika roa hiriaria hiara-dia fa

Izaho dia namanao, tsy hamadika anao
Tsy hanafina aminao
Hizara fifaliana ka, hanampy anao aho
Handray ny tananao
Na amin’ny soa na amin’ny mafy dia eo akaikinao

3)Na ho maro ireo sedra sy taraina
Tsy hisakana ahy tsy ho eo anilanao
Fa raha fitiavana no ilaina
Ka ho matotra sy ho salovana


Izaho dia namanao, tsy hamadika anao
Tsy hanafina aminao
Hizara fifaliana ka, hanampy anao aho
Handray ny tananao
Na amin’ny soa na amin’ny mafy dia eo akaikinao

Izaho dia namanao, tsy hamadika anao
Tsy hanafina aminao
Hizara fifaliana ka, hanampy anao aho
Handray ny tananao
Na amin’ny soa na amin’ny mafy dia eo akaikinao

Nataly sy Mihary

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nataly
Vangy : 2715
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dina
Daty : 23/08/2004 03:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308