Hevitra momba an'i Miantsa

Hiverina amin'ny Miantsa Hampiditra hevitra
josiarno ( 15/02/2005 16:24)
Tarika miantsa ilay mihira ny KILALAONAY...I Njato no tena nifanerasera tamiko ary azoko lazaina fa tovovavy tsotra izy...sariaka ary....mahafatifaty.
ranja ( 31/08/2004 08:34)
Ny tarika MIANTSA dia tarika ahitana tovovavy roa dia i Tita sy i Landy.
Telo moa ry zareo no nihira tamin'ny voalohany nefa dia roa ry zareo izao.
Ny hirany sy ny clip dia efa henonareo sy hitanareo eny amin'ny haino aman-jery rehetra eny.
Amin'izao fotoana izao ny tarika Miantsa dia manomankomana ny album voalohany izay irariana fa hivoaka tsy ho ela,ka dia mankahery ny tarika Miantsa ary!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2001