Menalamba Clan

Submitted by ikalamako
14/03/2015 15:51
Menalamba Clan's song 0 Click here
Hits : 713
Likes : 0 Like
Ny mpikambana ao anatiny :
- Rain'dago (Eric)
- Nayah Melodie
- Ghost
- Danz Nijaga
- Damjah Ngita
- Rasity Shein
- Rakizo-k'
- Lepidar Aschashial

Ny "Menalamba clan" dia tarika mpanao rap Malagasy niforona teo anelanelan'ny taona 2000 sy 2002. Saika terak''Ambatondrazaka (Bakozetra 503) ny ankabeazany
Nanomboka tamin'ny 2003 dia somary tafasaraka ny Menalamba Clan, nisy ny lasa tany Antananarivo (101), tany Toamasina (Tamaga 501) sy tany Frantsa (Kalaza records)...
Menalamba dia mivoy indrindra indrindra ny resaka tolona amin'ny tononkirany.

Comments about Menalamba Clan

No comment found

Menalamba Clan's song (0)

Audio not found

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105