Menalamba Clan

Nampiditra ikalamako
14/03/2015 15:51
Hiran'i Menalamba Clan 0 Jereo eto
Vangy : 721
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny mpikambana ao anatiny :
- Rain'dago (Eric)
- Nayah Melodie
- Ghost
- Danz Nijaga
- Damjah Ngita
- Rasity Shein
- Rakizo-k'
- Lepidar Aschashial

Ny "Menalamba clan" dia tarika mpanao rap Malagasy niforona teo anelanelan'ny taona 2000 sy 2002. Saika terak''Ambatondrazaka (Bakozetra 503) ny ankabeazany
Nanomboka tamin'ny 2003 dia somary tafasaraka ny Menalamba Clan, nisy ny lasa tany Antananarivo (101), tany Toamasina (Tamaga 501) sy tany Frantsa (Kalaza records)...
Menalamba dia mivoy indrindra indrindra ny resaka tolona amin'ny tononkirany.

Hevitra momba an'i Menalamba Clan

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Menalamba Clan (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109