Marco Klarck
Sary rehetra...
Nampiditra Harihantasoa 11/06/2025 18:20
Hiran'i Marco Klarck 1 Jereo eto
Vangy : 183
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
Marco Klarck dia mpanakanto avy any Morondava.Manao mozika mifangaro izy : beko sakalava, blues, pop ary indie.
Mitondra feo vaovao sy manokana amin’ny sehatra mozika malagasy.
Namoaka EP voalohany mitondra ny lohateny hoe "Lio" izy tamin'ny 2020, avy eo navoaka koa ny "Antsa Sakalava" (2022), ahitana hira 11.
Hevitra momba an'i Marco Klarck
Mbola tsisy nametraka hevitra
