Taratasy ho an'ny zanako (Marco Klarck)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanako oh Tandremo namanao fa misy @ izy ireny tsy tia hahita anao hamiratse
Be fialonagny eh
Nanako oh
Tahirizo soa izay raha sarobidy hananao oh
Fa tsy mora manolo oh an'izy iregny oh
Nanako oh
Ka molia hariva ma le iha
fa tany toy tsy milamy koa
Iha tsy ananako maro
Fanomeza Zandragnahary eh
Nanako oh oh
Napetrako anao ilay taratasy itoy fa mety hanampy anao aminy fiaina
Nanako oh oh
Napetrako anao ilay taratasy itoy fa mety hanampy anao aminy fiaina
Nanako oh oh
N'inon'inona hitranga ka aligno fa za hankilanao avao oh
Tsy lavitra eh
Nanako oh lafa tsy eo koa izaho, iha ro manoloha ahy?
Ka mianara soa, mianara soa
Nanako oh oh
Napetrako anao ilay taratasy itoy fa mety hanampy anao aminy fiaina
Nanako oh oh
Napetrako anao ilay taratasy itoy fa mety hanampy anao aminy fiaina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Marco KlarckVisites : 263
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harihantasoa
Date : 11/06/2025 18:20
