Hevitra momba an'i Lola (lahy)

Hiverina amin'ny Lola (lahy) Hampiditra hevitra
Martichoumimi ( 11/06/2006 05:28)
Lola, t'es trop génial, jt'adoreuh, mishiii pr avoir pri les tof ec me, jtadore trop, bizousss
safnah ( 27/05/2006 07:09)
'za izao koa ry reto dia tena mankafy 100 isan-100 a! avy aty antsirabe 'za! ny marina dia tsy misy mpihira ankafiziko raha tsy LOLA e! mankafy hatr@ ny faran'ny tany 'za!ka ireto ary no ma kely fantatro e!
RATOVOSON rolland no tena anarany fa nisy diso kely ilay hoe ratovomanantsoa teo ambony, fantatro aloha fa ny 6 juillet no anniversairany fa tsy fantatro ny annee e!
'za reto mba te hiditra fan's club-ny an! raha mba misy mahalala dia mba soraty hoe inona no tokony hatao e?
tianarivo ( 19/05/2006 11:41)
TENA MAHAFINARITRATOKOA RAHA I LOLA EH.
ZA SONNERIE NY TELEPHONE KO HIRANY DAHOLO.
bloom ( 18/05/2006 14:00)
ny mahafinaritra amin'io mpihira io dé izy mahay manao animation bé refa eny an-tsehatra amizay ny mpihira sy ny mpijery dé en total communion dé mba samy tafaray ny mpakafy hira sy ny mpanakanto é
sa tsy dakoro amiko nareo na de tsy mpakafy lé mpanakanto ary anareo dé mba lé hay kanto ndray re jerena .... tsy masiaka zafa mba manome tolokevitra kely fotsiny é
moum ( 12/05/2006 15:50)
mitady ny tonon'ilay "manigna" azafady fa tena tiako be iny hira iny,origonal be e!
sokona800 ( 21/04/2006 06:29)
Lazaiko aminareo fa na ny zanako vao 1an 7 mois aza efa tia an'izany LOLA izany. Izaho reniny moa dia mpankafy. Tsara daholo ny hiran'i LOLA e!
cmbolatiana ( 23/03/2006 10:20)
Faly be aho raha nandre fa i Lôla no artiste de l'année 2005. Rariny sy hintsiny tokoa izany satria raha ny mpanankanto lehilahy misy eto amintsika dia izy aloha no hitako fa tena ao tsara e ! Ary izaho manokana dia mankafy azy hatramin'ny farany e !
cmbolatiana ( 23/03/2006 10:19)
Faly be aho raha nandre fa i Lôla no artiste de l'année 2005. Rariny sy hintsiny tokoa izany satria raha ny mpanankanto lehilahy misy eto amintsika dia izy aloha no hitako fa tena ao tsara e ! Ary izaho manokana dia mankafy azy hatramin'ny farany e !
lanto ( 13/03/2006 17:28)
tam 1137928138
Lôla dia lehilahy cool be sady mahay mampirevy be.Il est venu en Suisse avec son groupe le 21/01/06 c'était trop génial en + il a une voie formidable.Lôla t'es le meilleur!!!
miamie 20040415063513
ratovomanantsoa rolland no tena anarany.
manambady 1 ary manan-janaka lahy 1koa: tojo no anarany.
efa namoaka album 2 izy:
1/ vehivavy
2/jamba aminao
ireto kosa no hira ahafantarana an'i lola:
ny vehivavy;fa tena tia;nadety;rahoviana;miangavy;jamba aminao sns
fa ny tena m'lay indrindra de le ray o!
sa ahoana hoy nareo
ericaram ( 23/02/2006 21:05)
ary aoana ilay sipa @ ilay tompon-tsafidy iny e!
matsi ( 10/02/2006 12:00)
mitady tononkiran'i Lola "tsoriko aminao fa mbola tiako izy ...."misaotra betsaka
christiane ( 05/01/2006 14:49)
j'adore la chanson de lola "ilazao izy fa mbola tiako "
pouvez vous la mettre svp!
merci
DOXKely ( 21/12/2005 14:39)
mba mitady an'ilay hiran'i Lôla hoe "lazao izy fa mbola tiako ....sns.. iny é, misaotra betsaka ô
mymih ( 02/07/2005 10:12)
i lola dia mpihira malaza tokoa ankehitriny
holisoa7 ( 19/05/2005 09:17)
Ny tena mampiavaka an'i LOLA amin'ireo mpihira efa malaza be dia tsy mba miavona!Io aloha dia tena mampiavaka azy é!! Izay fampisehoana nataony dia nahazo olona betsaka foana izy.Mbola tompon-daka koa amin'ny fitantezam-paritra!Tia azy daholo ny any amin'ny Faritany!.
rakosolo ( 25/05/2004 07:30)
Mpihira anisan' ny ankafizin' ny tanora i Lôla indrindra fa ny vehivavy .ataoko angamba fa eo ny maha tsara tarehy azy fa indrindra koa ny fiarovana ny zon' ireo vehivavy ataon' ny lehilahy tsinotsinona, maro ny mpankafy azy eto Madagasikara ary tsy eto an-drenivohitra irery ihany fa na dia any @ faritra atsimo aza (Fort-dauphin).
nana2601 ( 24/11/2003 09:21)
i Lola dia olona tia olon-drehetra tsy an-kanavaka ary lehilahy tsara tarehy.Tsahivina koa fa io lehilahy dia malaza sy be pitia ary efa nanao fampisehoana manerana ny nosy.
( 19/12/2002 18:00)
Mpamoron-kira tao amin'ny tarika Rebika nandritra ny fotoana fohy (Fa tena tia).
Avy eo dia nitokana. Malaza amin'ny karazan-kira rehetra.

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2013