Hevitra momba an'i Lola (lahy)

Hiverina amin'ny Lola (lahy) Hampiditra hevitra
fanambinana sitrakiniaina ( 31/05/2017 18:27)
rah mbol vazo d LÔLA ihan no tiko
fanambinana sitrakiniaina ( 31/05/2017 18:25)
ten tiko dol n hiran LÔLA rehetra,mankasitrak eh!
tefy0 ( 05/01/2010 15:49)
mba omeo ny tononkiran'i RR Majunga ra mis manana
de Rolland Raelison ko
raozigasy ( 26/12/2009 10:08)
sao dia misy manana contact ahazahoana an'i Lola tokoa nareo e
izaho mitady contact artiste gasy ato amin'ny www.tononkira.serasera.org
manorata amin'ny i haja@serasera.org
misaotra mialoha daholo e
joujou ( 17/12/2009 20:59)
milay e, tena milay lôla le vazo a, tohizo foana e
fifany ( 10/10/2009 09:19)
raha mba misy manana ilay "FAMINDRAM-PO" an'i Lola dia mba alefao azafady e!
tsykivy ( 06/03/2008 11:52)
Tsara ny hirany:na ny tonon-kira na ny feony.Ampy
hoan'ny mpankafy ary manosika an'i Lôla handroso hatrany sy hanatsara izany.Tohizo Lôla; ny feonao toy ny rivotra maneran-tany!
herilma ( 01/11/2007 15:13)
Tena reveko nama le hiranao le Alay lakana iny
na ny rithme na ny feony na ny tonony; tsy misy kianina e
Tohizo ra Lola a!
cmbolatiana ( 07/06/2007 06:43)
Tsy hitako intsony ny hilazàna azy fa tena lafatra e ! Miha-betsaka ny artiste misondrotra amin'izao fotoana izao fa Lôla ihany no mbola ato am-poko sy mbola voalohany hatrany hatrany e. Izaho aloha tena potika 1000 morceaux aminy e, dommage izy efa manam-bady aman-janaka, fa ny hirany sy ny feony dia tena iainako isan'andro e.
nyA ( 29/05/2007 17:05)
misaotra t@ le numero ary efa misokatra koa izao ny tafa ho an'izay mankafi an'i Hery Tiana
nyA ( 05/05/2007 11:57)
raha mba misy manana ny nomerao-ny dia mba alefaso sms @ 032 43 660 31 fa ilaina maika be,misaotra mialoha
lemia ( 03/04/2007 17:10)
zay kou mankafy be an'i Lôla de ra mba misy manana le tononkirany we"tsy manahy" de mba alefaso fa mba tinay ananana e
Candriana ( 31/10/2006 15:50)
Tsara be daholo ny hiran'i Lola.Ny tena tiako indrindra dia ilay hira hoe "Vehivavy."
rea ( 18/09/2006 09:28)
I Lola aloha dia mavita azy mitsy @ mozika malagasy e. Lola asandrato foana ny atsika e. Zahay tsy mijanona mankafy.
evev ( 07/08/2006 08:25)
I Lola dia tena miavaka @ artiste rehetra fa tena cool be mihintsy ary mandray ny olondrehetra tsy ankanavaka. Za manambady ary mananjanaka kely 1an sy 3ans fa tena mankafy azy daholo izahay 4 mianaka, ireo zanako ireo moa de tsy mba mahay hira fa ny hiran'i Lola kosa de tena hain'izy ireo tsara daholo indrindra fa le vavy kely 3ans. Lôla a tena tafiditra ao ampon'ilay zanako mihintsy ny fitiavany anao.
Fa zao ry reto a ! mba mitady anilay tononkira "ILAZAO IZY FA MBOLA TIAKO INY" de misaotra betsaka.
DOXKely ( 21/07/2006 11:59)
atraty io mpakafy io eh, tena raha i Lôla aloha tena azo atao hoe mahafehy tsara an'ilay mozika malagasy eh, tohizo fa tsara leiroa ah , asandrato ny antsika
bellagasy ( 09/07/2006 08:30)
il est beau, tres beau
j'etaime lola!
Dede ( 28/06/2006 11:55)
Tena izay I LOLA vao nampiseho ny maha izy azy rehefa namoaka ireo hirany vaovao toy ny TSY AFABELA, MANAHIRAGNA...Hita fa hainy tsara ny miangaly ny mozika avy Atsio atsinana. Mirary soa ho azy sy ireo mpakafy namana.
safnah ( 23/06/2006 05:40)
i lola dia mpihira milay be ka izany no tena ankafizako azy! efa 4 izao ny album-ny
valissouah ( 13/06/2006 19:21)
LÔLA! tsara ny vita hatrizay ary manatena izahay fa mbola hotsara noho ireo ny mbola ho avy,ho anareo mpankafy ialao ny pirate dia fantatrao ny atao hoe kanto(hafatra ho an'i rehetra mpankafy kanto)
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1755