JUN Hiro

Nampiditra junhiro
13/06/2016 07:30
Hiran'i JUN Hiro 1 Jereo eto
Vangy : 675
Mpankafy : 0 Ankafizo
JUN Hiro ve?

ny tena anarany FANDRESENA Tanjona

Malagasy (Betsileon'Imerina)

olona tamin'ny 07 janoary 1997 tao Antsirabe Madagasikara

mivoy ny gadona AN-DRENIVOHITRA(RAP,RNB,SOUL,RAGGA,...)amin'ny fomba betsileo sy merina mifangaro

mpikambana ao amin'ny BIRA CITY

fifandraisana fb : jun hiro tsa manavaka

Hevitra momba an'i JUN Hiro

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i JUN Hiro (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102