Commentaires sur h.h taranja

Revenir à h.h taranja Ajouter un commentaire
sonyG ( 11/02/2004 13:34)
Ny hh taranja izany dia tsy mpihira akory fa "émission" @ radio Antsiva. Emission ana HH izy io ary efa ela no niforonany. Maro ireo mpanentana efa nandalo tao oh: Papano, Tax, Tong, Slam...
Efa niakatra an-tsehatra kosa ry zareo nanao ny HH TARANJA SHOW.
Ary namoaka fanamiana hh taranja ihany koa.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4928