h.h taranja

Hampiditra sary Nampiditra sonyG
11/02/2004 08:34
Hiran'i h.h taranja 0 Jereo eto
Vangy : 1339
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny hh taranja izany dia tsy mpihira akory fa "émission" @ radio Antsiva. Emission ana HH izy io ary efa ela no niforonany. Maro ireo mpanentana efa nandalo tao oh: Papano, Tax, Tong, Slam...
Efa niakatra an-tsehatra kosa ry zareo nanao ny HH TARANJA SHOW.
Ary namoaka fanamiana hh taranja ihany koa.

Hevitra momba an'i h.h taranja

sonyG (11/02/2004 13:34)
Ny hh taranja izany dia tsy mpihira akory fa "émission" @ radio Antsiva. Emission ana HH izy io ary efa ela no niforonany. Maro ireo mpanentana efa nandalo tao oh: Papano, Tax, Tong, Slam...
Efa niakatra an-tsehatra kosa ry zareo nanao ny HH TARANJA SHOW.
Ary namoaka fanamiana hh taranja ihany koa.

Hiran'i h.h taranja (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104