Hevitra momba an'i Herimahefasoa

Hiverina amin'ny Herimahefasoa Hampiditra hevitra
nirinaharivelo ( 07/11/2008 14:33)
Betsaka ny mpankafy t@ izany fotoana no mbola miangavy azy hihira...tsara ny hirany ary tsy vitsy koa ny mbola re fa mangalangalatra mihira ireo hirany malaza any ambadimbadika any
nirinaharivelo ( 07/11/2008 14:28)
Fa mbola manamafy an'ilay fivarotana hira royalties io ihany e! Betsaka ny hirany milay be ary misy mitady haka tahaka ary...koa aza misalasala raha interessé e! izy tsy dia manana fotoana betsaka hifantohana @ hira fotsiny fa dia mbola tsy lany morces mihintsy akory izy a....izy aloha milay be e!
michou4 ( 28/01/2008 15:57)
izy anie hono hivarotra hira (royalities) fa soa dia misy interessé fa homeo chiffre izay mahasahy(mbola manana hira eo @ 30 eo hono izy hampalazanareo fa sur ;))
lemenakely ( 28/06/2006 14:50)
tao @ tarika iraimbilanja no nahalalàko ity ranamana ity fandaharana MAHARITRAFO notontosain 'i NICOLAS RATSIMANDRESY t@ izany fotoana izany (taona 1987)Nihira io 3 sy efatra io daholo rehefa mety ankizy sy tanora!
raluc ( 30/01/2006 23:34)
milay kosa zany ko,

valilahanay io mpihira io, ohatran'mahafinaritra be zany ny mahita ny anarany ato, lol.
mirary soa an'izy mivady sy ny zanany e!

lou.rana (ranaivoarivao jean-luc, namana raluc)
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4251