Hevitra momba an'i Hantatiana

Hiverina amin'ny Hantatiana Hampiditra hevitra
hanty31 ( 14/04/2005 08:51)
Bonjour rearea, i hanty31 dia entina hilazana an'i hantatiana satria izay ny fiantsoan'ny rehetra azy, fa izy tsy mpijery an'ity site ity mihitsy, izaho indray dia zandriny ary rehefa manam-potoana iny aho dia mandalo eto kely.
Tsy manao opéra intsony izy fa manao zava-kanto ihany fa amin'ny sehatra hafa!
Tsy mbola fantatra izy na rahoviana na rahoviana no ho avy aty Mada.
rearea ( 07/04/2005 00:18)
hanty 31 ve tsy i hantatiana dia 31 ny aniverserany eh. Mbola manao opera angaha ianao zao. dia rahovina no ho avy aty madagasikara indray.
Jazz ( 02/01/2005 21:11)
Hantatiana est actuellement à GENEVE,on la voit assez souvent. on fait aussi des karaokés ensemble.
Elle a passé noel et fin d'année à PARIS!
Elle est super drole et trop cool.
Tchô !
rapisoukely ( 02/01/2005 06:21)
Saika adinoko, mirary tao-baovao sambatra ho anao, raha misy mahafantatra hoe aiza ho aiza izy amin'izao dia mba ampitao ato ô. Sa mbola any Lausanne?
rapisoukely ( 02/01/2005 06:20)
Hantatiana dia namana tsy adinoko, nianatra tao amin'ny conservatoire de musique tao Lausanne izy anisan'ireo sangany tao, manana feo miavaka mihitsy. Vao kely dia nanana ny feony avo mampiavaka azy. Notahian'Andriamanitra hatrany ka tafita lavitra.tohizo hatrany Hantatiana ary aza kivy amin'ny atao rehetra. Namana (izahay dahy) tsy manadino anao fony isika tany Suisse.
hanty31 ( 16/11/2004 13:55)
Izy dia tovovavy feno fitiavana ny hira no sady tia mizara hafaliana amin'ny hafa amin'ny alalan'nyhirany.
Mianatra ary mandalina mandrakariva ny zava-kanto ankehitriny.
Nahay nampiasa ny talenta nomen'Andriamanitra azy.
Manana an'A/tra ary ny fiainany isan'Andro dia entiny hiderana an'A/tra avokoa(na ny ratsy na ny tsara miseho eo amin'ny fiainany)
Tsotra fiaina.
Mbola mpitovo,tsy manam-bady.
rakosolo ( 25/05/2004 07:41)
Na dia be aza ny minia tsy mahalala an' Atra , I Hantatiana kosa dia nanampy azy ireo lehibe dia lehibe hampahalala fa Atra ihany no mahavonjy, nasehon' i Hantatiana koa fa tsy ny vola aman-karena ihany no mahasambatra fa ny lehibe indrindra dia ny fahafantarana fa miahy Atra na dia mahantra sy malahelo aza ny ankabeazan' ny olombelona .Amiko manokana dia nanampy ahy nanamafy ny finoako ireo hirany mazo tsy voatanisa.
isytaoaka ( 22/03/2004 18:47)
hantatiana d olona manga feo zay midera ny filazan tsara ka ny compositeurany d i ndrina ramamonjy zay president ny tao @ tanananay maminay taloha
targaboy ( 02/12/2003 21:44)
Mpihira mihira amin'ny fo sady manana traikefa ambony noho ny fianarana ny tekinika ara-peo,manan ambo-po hanatsara hatrany ny
talenta izay ananany.Ra bangoina amin'y teny tsotra dia artista ara-bakiteny.

Musicien et compositeur tao amin'ny Hantatiana taloha.
( 18/03/2003 22:20)
Izy dia olona hendry sady mahay mihira no tsara feo.
Mbola kely izy dia efa nihira
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9401