Hevitra momba an'i Hantatiana

Hiverina amin'ny Hantatiana Hampiditra hevitra
Vanilia ( 21/11/2015 19:58)
Hantatiana dia manambady gasy ary mana-janaka telo mianadahy ( vavy iray ary lahy ny roa: lahimatoa sy faralahy)
mipetraka any suisse izy dimy mianaka.
rhina ( 24/08/2009 14:13)
Fa iza kay ry reto no vadin'i Hantatiana?
d lahy sa vavy hono ny zanany d firy?
zay mants tena tara be mints ts mba maaraka anzany aty

zay d mba valio reto a!!!!
io misy adresse itako tao @ le site fa tsy aiko na tena tonga any aminy ny mail na tsia
info@hantatiana.ch
Neax ( 20/03/2007 08:43)
Mahafinaritra tokoa iny sipa iny é!
Mba mangataka ilay tononkirany ilay hoe la pluie izay manana, dia misaotra mialoha tompoko
charllotte ( 11/03/2007 19:47)
bjr mba omeo tonony "tu m'as donne" ny NDRIANA RAMAMONJY azafady izay manana ô misaotra mialoha
marina50 ( 08/02/2007 12:26)
jereo ao @ site:
www.koloina.com fa misy reportage-ny
pathy ( 03/10/2006 17:36)
ie ndriana prezidà fokontany, sady mitaiza an'i Claire. Nalaza be tamin'ny fanangonana ankizy sahirana
jenni ( 20/09/2006 18:35)
Voir son site www.hantatiana.ch
narindra00 ( 18/05/2006 14:47)
Hantatiana lo de tsara hatr@zay mitsy.Efa hatr@ fony kely aho no tia azy ka mandrak'androany.Mafinarita izy e!Mirary soa o az manokana aho
nirinkanto ( 20/04/2006 07:51)
mahafinaritra kosa aloha i hantatiana e! tsotra izy sady tia mitsikitsiky foana!
dia ahoana tokoa ry reto fa zany ndray no henoko hoe hanokatra clud hantatiana hono i ndriana ramamonjy?
marina50 ( 26/03/2006 21:22)
mbola mihira izy ko!! toa hoe amin'ny aout izao hono izy ho avy aty Paris hihira kno..
sady hamoaka album vaovao koa,izay no vaovao reko tsy ela izay,
efa teraka koa ny zazà,mahafatifaty loatra ilay izy..bandy kely...ny adiresy aloha dia tsy mbo haiko e!!!
anontanio izy!!!??
swizz ( 25/03/2006 06:18)
efa teraka ve izy izao ,raha mba te hanoratra any de inona no atao?
kiadytsilaitra ( 24/03/2006 23:54)
Fa tsy mihira intsony ve le sipa io e?
nancy ( 18/01/2006 12:07)
ntsss
dupouyfab ( 07/01/2006 17:08)
fa ngah tsy hoe samoela indray no haka vady azy eh .tena hitako mifanentana ry zareo satria mba ny iray hiram-pivavahana ny iray kosa mba degany .tena very zany samoela.
mahlalah ( 28/11/2005 08:31)
Salut daolo! Hantatiana aloha de tena nahafinaritra mihitsy e!nianatra tao @Collège Adventiste tao soama mantsy zay za t@ zany 6ème fa izy efa 3è de nahafinaritra anay miitsy ny mahita azy sy miharintsoa zandriny mihira reefa sabotsy
rearea ( 29/09/2005 22:30)
aty madagasikara anie retsy mandeha be ny resaka eh, dia tongava soa ny zaza zany.
marina50 ( 28/09/2005 11:47)
tena maharaka vaovao mihitsy ange ianao izany ry rearea e!
miandry zaza i Hantatiana sy Njaka dia mbola ho ela vao ho teraka, amin'ny herin-taona angambany ny andry zareo roa ireny!

rearea ( 22/09/2005 00:21)
to hoe efa miandry zazakely hono i Hantatiana zao. Dia rahoviana?
mtrs ( 12/09/2005 13:35)
Hantatiana est une vedette avec une très jolie voix. Elle est mariée avec Njaka actuellement et ils sont en Suisse.
marina50 ( 20/06/2005 07:12)
Izy dia tovovavy sady tsara tarehy no bikana, sariaka, ary mivavaka.
Tena mahay mihira tokoa!!!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2678